Entry |
latsaka babay, tonga babay
|
Elementary words | latsaka ; tonga ; babay |
Part of speech | locution
|
Explanations in Malagasy | Kilalaon' ankizy izay manipy zavatra eny an-tanany hisavoana dia tantazany tsy ho latsaka
sady ataony hoe: "Latsaka i babay, tonga i babay". (Sarina tanisa). [1.10]
|
Explanations in French | Nom d'un jeu d'enfants consistant à laisser choir quelque chose de la main et à le ressaisir dans la chute.
On dit en jouant : Latsaka babay, tonga babay (Babay tombe, babay remonte) [1.3]
|
Vocabulary |
Other spellings |
|